Poetic-Verses from ATHANASE

MITSIKIA IZANY ZANAKO IZANY (Malagasy)



Mitsikia izany zanako izany
Toy ny any an-tsaha
Ny fitsikin'ny lisy
Ravahan'ny raozy
Ary mba hisava ny hasarotan-kenatru
Any aoriana
Tsara toy ny kanto
Ary manjopiaka toy ny alina.

Traduit en malgache par Yasmine Daya
Translated into malagasy by Yasmine Daya


Comment On This Poem --- Vote for this poem
MITSIKIA IZANY ZANAKO IZANY (Malagasy)

847,441 Poems Read

Sponsors